Torolalana ara-pahasalaman’ny ankizy latsaky ny 5 taona – Vomanga miaty laoranjy

Ity torolalana ity dia natao hanabeazana sy hanohanana ny reny, ny mpanentana eny ifotony, ny mpampianatra ary ny mpiasan’ny fahasalamana amin’ny fampiasana ny vomanga miaty laoranjy amin’ny sakafo ho an’ny ankizy manomboka amin’ny 6 volana ka hatramin’ny 5 taona. Tanjon’ny torolalana ny hisorohana ny tsy fahampian’ny vitamina A sy hanatsarana ny fahasalaman’nyankizy.

Citation: International Potato Center. 2025. Torolalana ara-pahasalaman’ny ankizy latsaky ny 5 taona – Vomanga miaty laoranjy. CIP.
Aug 2025
BIOFORTIFICATION, FOOD SECURITY, NUTRITION, SWEETPOTATO AGRI-FOOD SYSTEMS
keyboard_arrow_up